.:: Fivondronana Mpanazava sy Tily faha 252 Fanantenana / SA.MPA.TI F.J.KM Ambohijafy Fanantenana ::.

FLASH INFO

falyHosokafana ny Asabotsy 20 Oktobra 2007 izao ny taom-panabeazana 2007-2008 ho an'ny fivondronana fanantenana faha 252, ny toerana dia eny Tsimbazaza. Ny andinindininy rehetra dia azon'ise anontaniana ny mpiandraikitra na ny biraon'ny Komitim-pivondronana

Aoka samy ho vonona ny tsirairay ho fiatrehana izany.

 

 
Fandraisana
Fanokafana taona 2007-2008 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
AFO TSY MATYTapitra izay ny taom-pitaizana 2006 - 2007,ary dia hiatrika ny taom-panabeazana 2007 - 2008 ny fivondronana faha-252 izao; hatao amin'ny 20 Oktobra 2007 izao tokoa mantsy ny fanokafana ny taom-panabeazana ho an'ny fivondronana manokana raha toa ka ny 13 Oktobra 2007 izao ny an'ny foibe MTEM ary ny 14 Oktobra izao ny an'ny Faritany Mapanazava sy Tily Antananarivo Atsimo.
Lire la suite...
 
Alahadin'ny SAMPATI Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail

 Tontosa soamantsara ny alahadiny sampana mpanazava sy tily eto amin'ny fitandremana Ambohijafy Fanantenana ny 29 Avril 2007 lasa teo. 

ka ho hitanao ato ny andinindininy mikasika izany.

Lire la suite...